Entrée | 1 soamiditra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely amin' ny diavolana: milahatra tsiroaroa mifanatrika izy ireo, dia mampitehaka ny tanany havanana sy havia avy sady mihira hoe "soamiditra e! soamiditra", ka amin' izay misy ankizy miditra tsirairay eo ambanin' ireo tanana mifampitehaka [1.1] |
Vocabulaire |
4 Jeu |
Mis à jour le 2020/07/31 |