Entrée | sampanteny | |
Mots élémentaires | sampana ; teny | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [1.1] | |
Explications en français | Mots dérivés (grammaire) [1.5] | |
Vocabulaire | Linguistique | |
Anagrammes | mpiantsena, sampanteny |
Mis à jour le 2023/11/25 |