|
|
|
|

Entrée1  sambosy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazan-tsakitsaky izay toy izao no famboatra azy: alaina ny hena voatoto masaka, afangaro amin' ny tongolo, persily..., dia fonosina takelaka lafarina manify dia manify, ary dia endasina
Vocabulaire  4  Economie: alimentation

Mis à jour le 2024/12/07