|
|
|
|

Entrée1  sahiratsy
Mots élémentaires  2  sahy, ratsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Karazan' angady fa mivelatra kokoa ny lelany [1.1]
Exemples  5  Ary misy olona mihazakazaka manodidina mitana sahiratsy amboarana ny vanja. [1.437#]
Vocabulaire  6  Outils
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot sahiratsy

Mis à jour le 2023/08/16