|
|
|
|

Entrée1  rigby
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Jeu
Explications en malgache  4  Lalao fanatanjahan-tena karazana foty, saingy azo lalaovina amin' ny tanana sy ny tongotra ary baolina lavalava no ampiasaina aminy. Ny mpilalao rigby-16 na 13 an-daniny avy -- dia mifaninana ny hitondra an-tanana ny baolina ka manindry azy ambadiky ny tsipika mamaritra ny tanin' ny an-kilany, na mandaka azy handalo ambonin' ny tsatokazony [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31