Entrée | 1 renin-jaza |
Mots élémentaires | 2 reny, zaza |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana 5 ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana 6 iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy [1.1] |
Explications en français |
7 celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision 8 celle qui donne sa fille en mariage 9 sage-femme [1.3#525] |
Exemples |
10 Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza. [2.528#] 11 nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. [2.245#] |
Vocabulaire |
12 Rapports: famille 13 Santé |
Mis à jour le 2023/04/16 |