Entrée | praiminisitra | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [angl. prime minister] Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben' ny governemanta; samy mahazo mitarika ny fivorian' ny governemanta, na ny filoham-pirenena (fivorian' ny minisitra no iantsoana ny fivoriana amin' izay) na ny praiminisitra (fivorian' ny kabinetra kosa no iantsoana an' izany) [1.1] | |
Vocabulaire | Politique | |
Origine | Anglais: prime minister. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |