Entrée | 1 plevra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin' ny havokavoka ary ny ivelany amin' ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina [1.1] 4 fonon'ny havokavoka [1.13] |
Explications en français |
5 plèvre [1.13] |
Vocabulaire |
6 Biologie |
Mis à jour le 2020/07/31 |