|
|
|
|

Entrée (1/4)1  pin~
Partie du discours  2  affixe
Explications en malgache  3  Fitambaran' ny P sy ny tsofoka na sisika IN hanaovana matoantenin' ny iharana amin' ny fototeny sasantsasany manomboka amin' ny P: pinaoka = p + in + aoka: voapaoka [1.1]

Entrée (2/4)4  pin
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  paingotra
7  hombo hazo na vy
8  firavaka apetaka amin' ny fitafiana [1.17]

Entrée (3/4)9  pin
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  mametraka amin' ny paingotra na hombo; mitana mafy [1.17]

Entrée (4/4)12  pin
Partie du discours  13  nom masculin
Explications en malgache  14  hazo misy dity [1.4]
15  anaran-kazo maitso lava sady midy dity [1.9]
Explications en français  16  hazo kesika [1.66]
Vocabulaire  17  Botanique

Mis à jour le 2022/09/14