|
|
|
|

Entrée1  perovianina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Peroa (Amerika atsimo): Ny Perovianina no voalohany amin' ny fanjonoana eran' izao tontolo izao
Momba an' i Peroa, an' i Peroa na avy any Peroa: Fomba perovianina
Explications en anglais  4  [3.1] Peruvian
Explications en français  5  [3.1] péruvien, péruvienne
Vocabulaire  6  Géographie: pays, peuples
Analogues  7  peroa

Mis à jour le 2024/12/12