Entrée | 1 paradoxe |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro [1.4] 4 hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra) [1.66] |
Exemples |
5 Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe. [2.313] |
Mis à jour le 2020/07/31 |