|
|
|
|

Entrée1  novisia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanomanana ho relijiozy ao amin' ny Fikambanana iray, amin' ny alalan' ny asa, fianarana.,. fa indrindra famolahan-tena, mandritra ny herintaona na roa taona arakaraka ny lalànan' ny fikambanana avy (Fiv. kat.) [1.1]
Vocabulaire  4  Religions, Croyances

Mis à jour le 2020/07/31