Entrée (1/2) | 1 nangy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy 4 Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1] |
Vocabulaire |
5 Biologie |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 7 mangy |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 9 nangy |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en anglais |
11 a provincial word for lasiray [Provincial]
[1.2] |
Mis à jour le 2020/07/31 |