Entrée | mpanova (ova) | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Fanapahana na fanohizana olika ara-aratra [1.13] | |||
Explications en français | Commutateur [1.13] | |||
Exemples | Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka
[2.366] | |||
Vocabulaire | Physique | |||
Mots composés |
| |||
Mis à jour le 2023/09/08 |