Entrée | 1 mpanoritra |
Radical | 2 soritra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia -- ny mpanoritra tsotra (ny trano), -- ny mpanoritra manondro (very ity vary), -- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), -- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny) 5 sokajinteny [1.1] 6 sokajin-teny entina manavaka ny anarana [1.13] |
Explications en français |
7 article [1.13, 1.5] |
Exemples |
8 Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina [1.519#] |
Vocabulaire |
9 Linguistique |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
11 Tous les articles |
Anagrammes | 12 mpanirotra, mpanoritra |
Mis à jour le 2024/08/16 |