|
|
|
|

Entrée1  mpanjanantany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  jereo mpanjanaTAny#mg.n [2.356, 2.503, 2.472]
Exemples  4  Ny vola no fiasana nahery vaika indrindra nentin' ny mpanjanantany nandravaravana ny fiaraha-miaina malagasy. [2.503#]
5  Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [2.503#]
Vocabulaire  6  Politique

Mis à jour le 2021/10/15