Entrée | 1 mitsimoka |
Radical | 2 tsimoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro 5 Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1] 6 mitsiry [1.13] |
Explications en français |
7 bourgeonner, germer [1.13] |
Exemples |
8 Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka: [2.472] |
Vocabulaire |
9 Botanique: (en général) |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mitsimoka |
Mis à jour le 2023/01/20 |