Entrée | 1 mirazotra |
Mots élémentaires | 2 mira, zotra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE [1.1] |
Explications en français |
5 parallèles [1.13] |
Exemples |
6 mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384#] |
Vocabulaire |
7 Mathématiques: géométrie |
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 mirazotra, mirozatra |
Mis à jour le 2023/05/18 |