Entrée | 1 minisitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan' ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana: Minisitry ny fitsarana [1.1] |
Exemples |
4 Heverin'ny olona ho mpangalatra avokoa ny minisitra. [2.606] 5 Ny Filohan' ny Repoblika no mitarika ny Fivorian' ny minisitra. [2.114] 6 Mametraka ny lalàna mifehy ny asa any amin' ny depiote ny minisitra tompon' andraikitra. [2.445] |
Vocabulaire |
7 Loi |
Mis à jour le 2020/07/31 |