|
|
|
|

Entrée1  mibobobobo
Radical  2  bobobobo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mifioka (toy ny rivotra)
5  Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1]
Explications en anglais  6  to gurgle, to make a bubbling sound. [1.2]
Exemples  7  Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [2.324]
Vocabulaire  8  Son
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mibobobobo

Mis à jour le 2023/04/09