Entrée maraokanina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Maraoka (Afrika avaratra andrefana)
Momba an' i Maraoka na an' i Maraoka na avy any Maraoka: Milazà vokatra maraokanina vitsivitsy [1.1]
Explications en anglais Moroccan [3.1]
Explications en français Marocain, marocaine [3.1]
Vocabulaire 
Analogues  Maraoka

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31