|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manompo
Radical  2  tompo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa
5  Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot manompo

Entrée (2/2)12  manompo
Radical  13  tompo
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  mararin'ny nendra [Tambahoaka] [1.78]
Vocabulaire  16  Santé

Anagrammes  17  manompo, mpamono

Mis à jour le 2023/08/11