Entrée | 1 mangotsokotsoka |
Radical | 2 hotsokotsoka |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany 5 Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1] |
Vocabulaire |
6 Santé |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 mangotsoka |
Mis à jour le 2023/01/20 |