|
|
|
|

Entrée1  mandranoka
Radical  2  ranoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao
5  Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary
6  Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany [1.1]
Explications en anglais  7  to be sickly, to be an invalid. It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc. [1.2]
Vocabulaire  8  Santé
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :

Anagrammes  12  manandroka, mandranoka, mandronaka, manondraka

Mis à jour le 2023/01/20