|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manangona
Radical  2  angona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly
Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny
Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina
Explications en anglais  5  [1.2] to collect, to assemble, to gather things or persons together.
Explications en français  6  [1.13] rassembler, accumuler
Exemples  7  Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot manangona

Entrée (2/3)13  manangòna
Radical  14  angona
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manangona [Liste complète]

Entrée (3/3)16  manangona
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  [1.196] [Tankarana] (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala.
Vocabulaire  19  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  21  amonganan, anamongan, anangonam, anonganam, manangano, manangona, manangòna, manongana, manongàna, namangoan, namongana, nanamonga, nangoanam

Mis à jour le 2025/02/08