|
|
|
|

Entrée1  maha-olona
Mots élémentaires  2  maha~, olona
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona [1.1]
5  fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy [1.13]
Explications en français  6  personnalité [1.13]
Vocabulaire  7  Philosophie
Mots composés 

Mis à jour le 2023/11/20