|
|
|
|

Entrée1  loholona
Radical  2  loha
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  (tokony ho loh' olona no fanoratana azy nefa efa raikitra mihitsy ny manambatra azy ho teny iray) olona lehibe efa mato-tsaina, tsara toetra eo amin' ny tany ama-monina, mahatoky ary hendry amin' ny fanaovan-draharaha sy amin' ny fitondrana olona, ka to teny sy hajaina eo amin' ny tanàna sy ny fokonolona. Ny tena anjara toerany dia ny mitarika ny fivoriana fiaraha-mihevitra ny raharaham-panjakana sy ny raharaham-pokonolona, ny mandrindra sy mandamina y fifanolanana eo amin' ny fianakaviana na ny mpiray fileovana, ny mitarika ny adidy amana asa fanasoavam-bahoaka, na ny momba ny vola izany na ny asa-tena atao... [1.10#L.354]
5  Fitambaran' ireo lehibe mpikarakara (izay atao koa hoe Ray aman-dreny) ao amin' ny fokonolona na fiangonana [1.1]
6  fitambaran'ireo zokiolona to teny eo amin'ny fokonolona [1.13]
Explications en français  7  patriarche, sages du village, notables
8  sénateur [1.13]
Exemples  9  Ny ray aman-dreny sy ny loholona no tompon'adidy amin'ny. [2.588#]
10  Isam-bohitra koa anefa dia nisy vadintany sy loholona nitondra ny Fokonolona. [2.113#35]
11  Izahay ihany, hoy ilay letrezana izay fantany tsara fa an'ny loholona tao an tanàna. [2.895#112]
Vocabulaire  12  Politique
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot loholona
Article  15  Randzavola: loholona ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2022/07/30