|
|
|
|

Entrée1  lohamalemy
Mots élémentaires  2  loha, malemy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [1.1]
5  faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [1.13]
Explications en français  6  fontanelle [1.13]
Exemples  7  Ny lohamalemy dia ilay faritra malemy eo an-tampon-dohan'ny zaza vao teraka. [2.424#]
Vocabulaire  8  Biologie

Mis à jour le 2023/05/19