Entrée | 1 limonady |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin' ny voasarimakirana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy [1.1] |
Vocabulaire |
4 Economie: alimentation |
Mis à jour le 2020/07/31 |