|
|
|
|

Entrée1  kilaometatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny:
a) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo
b) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra
Vocabulaire  4  Espace

Mis à jour le 2024/12/07