Entrée | 1 kaomisera |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera [1.1] |
Exemples |
4 Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy. [2.4] |
Vocabulaire |
5 Loi |
Autres orthographes | 6 komisera |
Mis à jour le 2021/10/12 |