Entrée kanadianina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena monina amin' ny tanin' i Amerika avaratra (avaratr' i Etazonia): Ny ampahatelon' ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy
Momba an' i Kanada, an' i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy [1.1]
Explications en anglais Canadian [3.1]
Explications en français Canadien, canadienne [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: canadien.
Analogues  Kana

Mis à jour le 2020/07/31