|
|
|
|

Entrée1  kôntinanta
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]
4  velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]
5  tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
Explications en français  6  continent [1.13]
Vocabulaire  7  Géographie: (en général)
Synonymes  8  tanibe

Mis à jour le 2020/07/31