|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hontsa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  malemy, trotraka: Hontsan' ny hanoanana
4  feno alahelo amin' ny fahitana olona niharan-doza na fadiranovana: Hontsa aho nahita azy mianaka kely mitofezaky ny hanoanana
5  ngoly, vonto: Hontsan' ny fitiavana azy koa ny anao ka tsy avala handeha any [1.1]
Explications en français  6  mou, comme ce qui est bien cuit, fatigué, harassé; fig. pénétré d’un vif sentiment de joie ou de tristesse [1.3]
Exemples  7  hontsan' ny hanoanana izy (il est harassé de faim) [1.3]
8  hontsan’ ny alahelo izy (il est accablé de tristesse) [1.3]
9  hontsan' ny fitiavana an’ Andriamanitra izy (il est pénétré d’amour pour Dieu [1.3]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :

Entrée (2/2)14  hontsa
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  tantely tampohan-drano ho sotroina [Tanala] [1.78]
17  ranom-panafody nomamiana [1.13]
Explications en français  18  potion, sirop [1.13]
Vocabulaire  19  Santé
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/25