Entrée (1/2) | 1 hitsikitsika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano [1.1] |
Explications en français |
4 crécerelle [1.54] 5 crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur [1.196] |
Exemples |
6 Dia nisy hitsikitsika nisakana azy. [2.69#] |
Vocabulaire |
7 Zoologie: oiseaux |
Synonymes | 8 ihitsikitsika, ikitiky, kitsikitsika |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot hitsikitsika |
Article |
10 Randzavola: hitsikitsika ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 11 hitsikitsika |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 Karazan-kazo lehibe mafy [1.1] |
Explications en français |
14 (Nom général de rhodocolea : Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Fruits comestibles, acidulés. [Merina]
[1.196] 15 [Betsileo] |
Vocabulaire |
16 Botanique |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2022/07/30 |