Entrée | 1 hatezerana |
Radical | 2 tezitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana 5 Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1] |
Vocabulaire |
6 Emotions |
Synonymes | 7 fahatezerana |
Mots composés |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot hatezerana |
Mis à jour le 2023/01/05 |