|
|
|
|

Entrée1  haran-tratra
Radical  2  harana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina [1.1]
5  fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra [1.13]
Explications en français  6  cage thoracique [1.13]
Vocabulaire  7  Biologie

Mis à jour le 2020/07/31