|
|
|
|

Entrée1  hanona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nifiny ary misy vombona matanjaka eo amin' ny lamosiny ambany, izay ahafahany miantoraka haingana amin' ny haza kendreny ho azo [1.1]
Vocabulaire  4  Zoologie: poissons

Anagrammes  5  hanona, nahona

Mis à jour le 2020/07/31