|
|
|
|

Entrée (1/3)1  gogo
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  voir gogoGOgo#mg.n, plus usité [1.3#198]
Dérivés 
4  Noms :
Toponymes 

Entrée (2/3)6  gogo
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [Sakalava] [1.1#393]
Explications en anglais  9  a kind of fish [1.2]
Vocabulaire  10  Zoologie: poissons
Synonymes  11  vahona#mg.n.2
Nom scientifique 

Entrée (3/3)13  gogo
Partie du discours  14  nom
Explications en anglais  15  a species of crocodile [Sakalava] [1.2]
Vocabulaire  16  Zoologie: reptiles, amphibiens

Mis à jour le 2023/02/22