|
|
|
|

Entrée (1/3)1  foty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fihinam-body sy ravina [Sakalava] [1.78]

Entrée (2/3)4  foty
Partie du discours  5  adjectif
Explications en anglais  6  provincial for fotsy [Mal. putih.] [Provincial] [1.2]
Phytonymes 

Entrée (3/3)8  foty
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
Vocabulaire  11  Jeu

Mis à jour le 2023/03/08