Entrée | 1 firaharahana |
Radical | 2 raharaha |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao 5 Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny 6 Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery [1.1] |
Explications en français |
7 l'occupation, le soin, la délibération [1.3] |
Exemples |
8 dia andro tsy firaharahana ny amin' izany, satria mbola miongy. [2.69#] 9 Inona ny dikan' ny asan' ny Quart Monde raha toa ka ny tsy firaharahana ny mahantra no ho sandany? [1.369#] |
Vocabulaire |
10 Philosophie |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/10/19 |