|
|
|
|

Entrée1  filôzôfia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza
4  Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy [1.1]
Explications en anglais  5  philosophy [3.1]
Explications en français  6  philosophie [1.13]
Exemples  7  Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa? [2.285]
Vocabulaire  8  Philosophie
Mots composés 
Titres 

Mis à jour le 2024/04/14