|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fiantandroka
Radical  2  tandroka
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3#668]
Exemples  5  Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery. [1.437#]

Entrée (2/2)6  fiantandroka
Partie du discours  7  nom
Vocabulaire  8  Zoologie: poissons

Mis à jour le 2023/01/06