Entrée (1/2) | 1 fangejana |
Radical | 2 geja |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Famatorana mafy, fangiazana, famihinana, fanerena, fitanana [1.1] |
Explications en français |
5 L’action de serrer, de tenir, de contraindre, la cause [1.3#196] 6 oppression [1.13] |
Exemples |
7 Amin' ireny fangejana be dia be ireny, iza no hiadiana? [1.369#] 8 Miaraka amin' ny fangejana ny toekarena ny famoretana ny fisainan' ny olona sy ny fanendahana azy amin' ny maha izy azy [2.606#] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 fangejana |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en français |
12 frettage [1.13] |
Vocabulaire |
13 Technique |
Mis à jour le 2023/09/09 |