|
|
|
|

Entrée1  evanjelisitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Mpitandrina nirahin' ny fiangonana hitory ny filazantsara [1.1#190]
Explications en français  4  évangéliste (pasteur auxiliaire) (terme protestant) [1.5#102]
Exemples  5  na vola aloa ho an'ny evanjelisitra izay lasa nampianatra sy mitory ny tenin'Andtra any avaratra; [2.59#]
6  Tamin' ny Fjangonan-kariva, izy roa laby evanjelisitra no nandahatra aloha, dia nikatroka indray Mr. Richardson. [2.649#]
7  Milaza ny zavatra tsy fantatra sy ny tontolon'ny tsy hita, izany hoe ny zava-masina mantsy, ireny venjy na evanjelisitra ireny; [2.606#]
Vocabulaire  8  Religions, Croyances

Mis à jour le 2022/05/01