Entrée | 1 espaniola |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola 4 Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola [1.1] |
Vocabulaire |
5 Géographie: pays, peuples |
Mis à jour le 2020/07/31 |