Entrée | 1 disanteria |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [fr. dysenterie] Aretina mampivalan-dra izay mety hahatratra indroapolo na mihoatra isan' andro ka mahatonga faharerahana, fahiazana ary tsy fahampiandra [1.1] |
Vocabulaire |
4 Santé |
Mis à jour le 2020/07/31 |