Entrée (1/2) | 1 dila |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [1.1] 4 nidify [Tambahoaka] [1.78] |
Explications en anglais |
5 not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [Provincial]
[1.2] |
Entrée (2/2) | 6 dila |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 ampombo [Bara]
[1.78] |
Vocabulaire |
9 Botanique: herbe |
Synonymes | 10 lila |
Mis à jour le 2020/07/31 |