|
|
|
|

Entrée1  diabeta
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [fr. diabète] Aretina azo fantarina amin' ny fivoahan' ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin' ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin' ny sakafo ka lasa mivoaka amin' ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona [1.1]
Vocabulaire  4  Santé

Mis à jour le 2020/07/31