|
|
|
|

Entrée (1/5)1  da
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazan-damba [1.1]
Explications en anglais  4  a kind of print-calico [1.2]
Explications en français  5  Damas, étoffe damassée [1.3]
Vocabulaire  6  Economie: vêtements

Entrée (2/5)7  dama
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara [1.1]
Explications en français  10  hie de paveur [3.1]
Vocabulaire  11  Outils

Entrée (3/5)12  dama
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany [1.1]
Vocabulaire  15  Jeu

Entrée (4/5)16  Dama
Partie du discours  17  nom propre (anthroponyme)
Patronymes 
Tableaux et planches  19  Liste complète

Entrée (5/5)20  Dama
Partie du discours  21  nom propre (anthroponyme)
Explications en malgache  22  fanafohezan' ny anarana Radama [3.1]
Exemples  23  Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48]
24  Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528]
Vocabulaire  25  Histoire: personnages
Synonymes  26  damalahy, damalahy, ilaidama, ilaidama, lahidama, lahidama, radama, radama
Tableaux et planches  27  Liste complète

Anagrammes  28  Dama, dama, damà, Dama, dama, damà, Dama, dama, damà

Mis à jour le 2023/07/25